| Teny iditra | mifitra (fitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamaoka ny loto amin' ny vavafivalanana rehefa avy nivoaka, amin' ny alalan' ny taratasy na vorodamba [1.1] | |||||||||
| To wipe. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | hifitra ny masony anankiroa, vaky ra sy nivonto daholo na molotra na voahia, na handrina, na takolaka.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |
|