| Teny iditra |
mifody
(fody)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miverina amin' ny tompony voalohany, amin' ny mpivarotra nividianana azy: Ny entana lafo tsy mifody intsony ato Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mifody lava io vavolombelona io [1.1]
|
| | To return to the original owner; to back out of a bargain [1.7]
|
| | Revenir au premier marchand, ou au premier maître, se dédire, rompre un contrat [1.3]
|
| | Revenir au premier maître; se dédire, rompre un contrat [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifody |
| Ny lasa : |
nifody |
| Ny hoavy : |
hifody |
| Filaza mandidy : |
mifodia |
|
|
| Teny iditra |
mifody
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka]
Mirindrina, mikatona [1.78]
|
|