| Teny iditra | mifofoka (fofoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mianjera, mivarina, miantonta: Nifofoka tao anaty rano ilay zazalahy [1.1] | |||||||||
| To tumble down, to fall down. [1.2] | |||||||||
| Se jeter, se précipiter, tomber, être grippé: Nifofoka tao anaty rano ity adala ity (Cet imbécile est tombé dans l'eau) [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/02/12 |
|