|
|
|
|

Teny iditra mifoha (foha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1]
 To wake up, to get out of bed [1.7]
 S'éveiller, se lever [1.8]
Ohatra 
1Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436]
2Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifoha
Ny lasa : nifoha
Ny hoavy : hifoha
Filaza mandidy : mifohaza
Mpanahaka  mifohafoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11