|
|
|
|

Teny iditra mifokatra (fokatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miseho, miseho andro: Nifokatratampoka ny fahavalo ~ Lasa izy vao nifokatra daholo ny ratsy rehetra vitany tao an-tanàna [1.1]
 Same as mifohatra [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifokatra
Ny lasa : nifokatra
Ny hoavy : hifokatra
Filaza mandidy : mifokara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20