| Teny iditra |
mifongatra
(fongatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho [1.1]
|
| | Sortir de terre, de dedans ou de dessous quelque chose, reparaître, revivre, se montrer:
Nifongatra avy ao an-kady ny ankizy (Les enfants sortirent tout à coup du fossé) ~
Mifongatra indray izany lamaody izany (Cette mode repara t de nouveau) ~
Mifongatra ny volamena izao (L’or se montre maintenant) [1.3]
|
| Ohatra | Dia arosony moramora ao ambaniny ny firombaka dia raotiny amin' izay, ka misatraotra miakatra, dia mifongatra izy mitarika ny amalona.
[1.437]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifongatra |
| Ny lasa : |
nifongatra |
| Ny hoavy : |
hifongatra |
| Filaza mandidy : |
mifongara |
|
|