| Teny iditra | miforitra (foritra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra [1.1] | |||||||||
| Folded, turned down. [1.2] | |||||||||
| To be folded [1.7] | |||||||||
| être plié [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |
|