|
|
|
|

Teny iditra migaona (gaona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Midona, mipaika. [1.1]
 Se choquer, s'entre-choquer [1.3]

Teny iditra migaona (gaona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To reach up to. See mipaka, mihatra [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migaona
Ny lasa : nigaona
Ny hoavy : higaona

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25