| Teny iditra |
migodana
(godana)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo [1.1]
|
| | Wide, as a road or the floor of a room. [1.2]
|
| Ohatra | Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra.
[2.470]
|
|
| Teny iditra |
migodaña
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka]
Manome tsiny, mankarary [1.78]
|
|