|
|
|
|

Teny iditra mihaantitra (antitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To age [1.17]
 Vieillir [1.3]
Ohatra 
1Mpampianatra tsy dia mahomby loatra sady efa mihaantitra no miandraikitra ny fampianarana. [4.27]
2Raha mihaantitra ireo tovovavy niaraka taminy, Rasoa kosa mihitanora sy mandimandina aoka izany. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihaantitra, mihaantitr', mihaanti-
Ny lasa : nihaantitra, nihaantitr', nihaanti-
Ny hoavy : hihaantitra, hihaantitr', hihaanti-

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/10