|
|
|
|

Teny iditra mihadala (adala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Vao mainka tonga adaladala kokoa [1.1]
 Devenir fou, imbécile: Mihadala isan'andro izy (Sa folie augmente tous les jours) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihadala
Ny lasa : nihadala
Ny hoavy : hihadala

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20