| Teny iditra |
mihafy
(hafy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho [1.1]
|
| | To endure, to sustain, to bear with patience. [1.2]
|
| | To endure hardship, to do without things [1.7]
|
| | Endurer, se passer de certaines choses [1.8]
|
| Ohatra | Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihafy |
| Ny lasa : |
nihafy |
| Ny hoavy : |
hihafy |
| Filaza mandidy : |
mihafia |
|
|