|
|
|
|

Teny iditra mihahohaho (hahohaho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely
Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana
Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo [1.1]
 To wrangle; to speak in a low tone [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihahohaho
Ny lasa : nihahohaho
Ny hoavy : hihahohaho
Filaza mandidy : mihahohahoa

Teny iditra mihahohaho (hahohaho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Provincial] To disperse [1.2]

Teny iditra mihahohaho
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihetsiketsika sady misavoritaka [1.13]
 Grouiller [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihahohaho
Ny lasa : nihahohaho
Ny hoavy : hihahohaho

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12