| Teny iditra |
mihaino
(haino)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao! [1.1]
|
| | To hearken, to hearken to, to listen, to obey. [1.2]
|
| | To listen to [1.7]
|
| | Ecouter, prêter l’oreille, exaucer:
Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~
Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande) [1.3]
|
| | écouter [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo.
[2.324]
|
| 2 | Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany.
[2.470]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihaino |
| Ny lasa : |
nihaino |
| Ny hoavy : |
hihaino |
| Filaza mandidy : |
mihainoa |
|
|