|
|
|
|

Teny iditra mihakaiky (akaiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tonga akaiky kokoa: Efa mihakaiky ny fetim-pirenena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihakaiky
Ny lasa : nihakaiky
Ny hoavy : hihakaiky
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20