| Teny iditra | mihalontralona (halontralona) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin' ny alina Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka [1.1] | ||
| Bright, glittering, clear. Used of gold, silver, etc. [1.2] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|