| Teny iditra |
mihana
(hana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | (vola) Mipetraka misy zanany [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihana |
| Ny lasa : |
nihana |
| Ny hoavy : |
hihana |
|
|
| Teny iditra |
mihana
(hana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
Mita rano an-tongotra [1.78]
|
|
| Teny iditra |
mihana
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsileo]
(généralement prononcé mihagna d'après Dubois). Verbe : action de battre le riz incomplètement, une partie des grains restant avec la paille. Pas d'équivalent connu en Imerina.
[1.196]
|
| Voambolana |
|