| Teny iditra | mihandrohandro (handrohandro) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Efa madiva ho latsaka, mitrahotraho hitomany: Mihandrohandro ny orana. / Aza rahonanao intsony izy fa efa mihandrohandro ny ranomasony [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|