| Teny iditra | mihantsika (hantsika) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Tsy mahitsy fa mitolantsika somary mandroso eo anoloana: Manambana mihantsika ity andry ity ka tokony hosoloana [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | mihantsika | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Bezanozano] Mandra, mamaly [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|