| Teny iditra | mihaotraotra (haotraotra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotraotra loha Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mihaotra | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|