| Teny iditra | mihararetra (hararetra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mangovitra fatratra toa rano an-dravina [1.1] | |||||||
| Mihovitrovitra [1.13] | |||||||
| Vibrer [1.13] | |||||||
| Ohatra | Sady taitra Ingahibe no nanala ny sarom-bavany, ka namaly azy tamim-peo mihararetra hoe:
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|