|
|
|
|

Teny iditra mihasarotra (sarotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: mitombo
Ohatra Sahala amin' izay ihany, noho ny sakan' ny saha, mihasarotra ny asa satria ilana fivezivezena, rahefa manalavitra ny morony. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20