| Teny iditra |
mihataka
(hataka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny tolanan' ity varavarana ity Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana [1.1]
|
| | To separate, to go apart from , to stand aside or aloof from. [1.2]
|
| | To separate oneself; to draw apart, to stand aloof [1.7]
|
| | Se séparer, se retirer des autres; se disjoindre [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihataka |
| Ny lasa : |
nihataka |
| Ny hoavy : |
hihataka |
| Filaza mandidy : |
mihataha |
|
|