| Teny iditra | mihatsara (tsara) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [1.1] | ||
| To become good gradually [1.2] | ||
| S'améliorer peu à peu, progresser [1.3] | ||
| Ohatra | Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|