| Teny iditra | mihazo (hazo) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory [1.1] | |||||||
| To pass by way of [1.7] | |||||||
| Passer par [1.8] | |||||||
| Ohatra | Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka.
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12 |
|