|
|
|
|

Teny iditra mihejaheja (hejaheja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitsaikontsaikona, miketsoketso fandeha sady toa mampiseho fahaizana [1.1]
  [Provincial] To trot along. See eja [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihejaheja
Ny lasa : nihejaheja
Ny hoavy : hihejaheja

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20