|
|
|
|

Teny iditra mihelohelo (helohelo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandalondalo miserana, toa ao anatin' ny haizina: Nisy zavatra nihelohelo tao andalantsara halina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihelohelo
Ny lasa : nihelohelo
Ny hoavy : hihelohelo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05