| Teny iditra | mihempahempa (hempahempa) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Miemponempona mafy noho ny harerahana, hanoanana, hasemporana na tahotra Mikepakepaka (ny molotry ny banga): Mihempahempany molotr' io antidahy io [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|