| Teny iditra | mihena (hena) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihakely, mifintina: Mihena ny hazo rehefa maina Mihavitsy: Mihena ny mponina amin' ity tanàna ity Mihafohy: Mihena ny andro amin' ny ririnina Midina, mitambotsotra: Mihena ny vidin' ny kafe Misintona: Efa mihena ny rano ka ho afaka handeha isika Mihalany: Mihena ny volana [1.1] | |||||||||
| To lessen, to shrink, to diminish, to decrease, to reduce, to assuage. [1.2] | |||||||||
| To diminish, to become less [1.7] | |||||||||
| Diminuer, décroître [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Dia mahia ny marary, mihena ny bonibony;
[2.48] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihenà (hena) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihena | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|