|
|
|
|

Teny iditra mihendratra (hendratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mientana, miantsambotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihendratra
Ny lasa : nihendratra
Ny hoavy : hihendratra
Filaza mandidy : mihendrata

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20