| Teny iditra | miheninkenina (heninkenina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Misahirana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha izany andro izany: miheninkenina eo ianao dia tonga ny amin' ny iraika ambin' ny folo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|