|
|
|
|

Teny iditra mihetsika (hetsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza
Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao
Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [1.1]
 Bouger, mouvoir, se mouvoir [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihetsika
Ny lasa : nihetsika
Ny hoavy : hihetsika
Filaza mandidy : mihetseha

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24