|
|
|
|

Teny iditra mihevingevina (hevingevina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Enti-milaza ny loha mihetsika moramora miankavia miankavanana toy ny olona heverina [1.1]
 To swing or sway back and forth; to be undecided [1.7]
 Se balancer; être dans l'indécision [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihevingevina
Ny lasa : nihevingevina
Ny hoavy : hihevingevina
Filaza mandidy : mihevingevèna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20