|
|
|
|

Teny iditra mihiboka (hiboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy
Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana
Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto
Mitovy hevitra: maizina andro mifahy ~ mihidy an-trano ~ mikatontrano ~ milevim-belona toa trandraka ~ mirindrin-trano [1.1]
 To be confined indoors [1.7]
 être consigné, rester à la maison [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihiboka
Ny lasa : nihiboka
Ny hoavy : hihiboka
Filaza mandidy : mihiboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20