| Teny iditra | mihifika (hifika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miala, miesotra: Nantsoin-drainy izy fa nihifika Mandà, tsy mankasitraka amin' ny fanetsiketsehana ny loha: Nanontaniako izy, fa nihifi-doha, nihifikifika no nataony [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|