|
|
|
|

Teny iditra mihilangilana (hilangilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [1.1]
 Se balancer, osciller, rouler comme un navire [1.3]
Ohatra Telo lahy toa toko telo mahamasa-nahandroka raha miala ny iray, mihilangilana ny vilany, mihohoka ny vatabeny. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20