| Teny iditra | mihinjaka (hinjaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka fotsiny Mitsamboatra noho ny hafaliana na ny hatairana: Nihinjaka izy raha vao nahare fa afaka, / Nihinjaka Rasoa raha vao nandre ilay saobakaka nandady teo amin' ny sandriny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|