|
|
|
|

Teny iditra mihinjihinjy (hinjihinjy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny
Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary [1.1]
 To be rigid, to be stiff [1.7]
 être rigide, raide [1.8]
Ohatra Ny olona rahefa tifirina, hoy izy nanohy, raha vao bala iray no mahavoa azy, mihinjihinjy eo am-pitsanganana eo aloha izy, fa tsy mianjera avy hatrany. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihinjihinjy
Ny lasa : nihinjihinjy
Ny hoavy : hihinjihinjy
Filaza mandidy : mihinjihinjia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20