|
|
|
|

Teny iditra mihiratra (hiratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony
Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity
Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro [1.1]
 écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts
Se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant [1.3]
Ohatra 
1Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472]
2Mihiratra tsara ny maraina tamin' izay. [2.470]
3Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay. [2.643]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihiratra
Ny lasa : nihiratra
Ny hoavy : hihiratra
Filaza mandidy : mihirata

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18