| Teny iditra | mihirihiry (hirihiry) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihenahena amin' izao: Nanontaniana izy fa nihirihiry fotsiny teo Mandà tsy hanao na hanome: Niangaviako izy mbahanampy ahy nefa nihirihiry fotsiny izao Manao ditra, mikiry: Mihirihiry fotsiny izao Isambilo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|