|
|
|
|

Teny iditra mihiringirina (hiringirina (hirina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Enti-milaza ny maso mikimpikimpy na mikimpy manao ilay antsoin' ny ankizy hoe manao mason' akoho [1.1]
 Cligner, fermer les yeux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihiringirina
Ny lasa : nihiringirina
Ny hoavy : hihiringirina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20