| Teny iditra |
mihisatra
(hisatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka [1.1]
|
| | To move slowly, as a canoe touching bottom [1.7]
|
| | Aller lentement en raclant, en touchant le fond [1.8]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihisatra |
| Ny lasa : |
nihisatra |
| Ny hoavy : |
hihisatra |
|
|