|
|
|
|

Teny iditra mihoatra (hoatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra
Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto
Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena [1.1]
 To exceed; to be above; to pass on the road [1.7]
 Excéder; surpasser [1.8]
Ohatra 
1Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka [2.324]
2Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihoatra
Ny lasa : nihoatra
Ny hoavy : hihoatra
Filaza mandidy : mihoara

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05