| Teny iditra | mihofa (hofa) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Enti-milaza zavatra ampiasain' olona na anaovany na ipetrahany ka andoavany vola: Mihofa ny tranon-dRabary eo akaikinay. / Mihofa telo arivo io trano be io [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|