|
|
|
|

Teny iditra mihontihonty (hontihonty)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manompotompo mba hahazoan-tsitraka amim-behivavy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihontihonty
Ny lasa : nihontihonty
Ny hoavy : hihontihonty
Filaza mandidy : mihontihontia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05