| Teny iditra | mihorika (horika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan' ilay tovolahy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihorika | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka] Miakatra manatona ny loharano, mandoa (raha marary) [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|