| Teny iditra |
mihosina
(hosina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka Rakotra: Nihosim-bovoka tao avara-trano tao ny zanakao Miasa tsy miroa fo (indrindra amin' ny raharaha ara-pianakaviana): iNihosina erý izy tamin' ny famadihana ny rafozany [1.1]
|
| | To roll oneself in something [1.7]
|
| | Se vautrer dans la boue, etc. [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mihosina |
| Ny lasa : |
nihosina |
| Ny hoavy : |
hihosina |
| Filaza mandidy : |
mihosena |
|
|
| Teny iditra |
mihosina
(hosina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Boribory na boribory lavalava [1.1]
|
| Tovy hevitra | |
|