|
|
|
|

Teny iditra mihota (hota)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka, Tanala] Mitsako [1.78]
 Manao hota, mitsako zavatra dia mamoaka azy avy ao am-bava indray [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihota
Ny lasa : nihota
Ny hoavy : hihota

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11