| Teny iditra | miibo | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miibo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | miabo | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14 |
|