|
|
|
|

Teny iditra mijaiko (jaiko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manatona moramora, mitsaitsaika mba tsy hanaitra: Tsy reny akory aho nijaiko avy ao an-damosiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijaiko
Ny lasa : nijaiko
Ny hoavy : hijaiko
Filaza mandidy : mijaikoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05